|
|
|
|

Teny iditra1 mandrava sivana
Singan-teny  2mandrava, 3sivana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5manakorontan-javatra, tsy mahay mandamina fa mampisaritaka, manabataba. [1.1]
Tovy hevitra  6mandrava laharana
Mpanahaka  7 mandravatantana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12